<-
->

Nom / Fan 5:6 Speak unto the children of Israel, When a man or woman shall commit any sin that men commit, to do a trespass against the Lord, and that person be guilty; Lazao amin' ny Zanak' Isiraely hoe: Raha misy lehilahy na vehivavy manao izay mety ho fahotan' ny olona ka manao izay mahadiso amin' i Jehovah ary meloka, Lazao amin' ny zanak' Israely hoe: Raha misy lehilahy na vehivavy diso amin' ny Tompo manao fahotana isan' ireo mahafaty antoka ny namana, fa tsy manaraka an' ny Tompo, ka dia meloka izy, " Parle aux Israélites. Si un homme ou une femme commet quelqu' un de ces péchés par lesquels on frustre Yahvé, cette personne est en faute.