<-
->

Nom / Fan 6:2 Speak unto the children of Israel, and say unto them, When either man or woman shall separate themselves to vow a vow of a Nazarite, to separate themselves unto the Lord: Mitenena amin' ny Zanak' Isiraely hoe: Raha misy lehilahy na vehivavy mivoady hitokana ho Nazirita mba hitokana ho an' i Jehovah, Mitenena amin' ny zanak' Israely ka lazao aminy hoe: Raha misy lehilahy na vehivavy mitokana noho ny voady, dia voady ho nazareana izany, mba hanokan-tena ho voninahitra ho an' ny Tompo, " Parle aux Israélites ; tu leur diras :Si un homme ou une femme entend s' acquitter d' un voeu, le voeu de naziréat, par lequel il s' est voué à Yahvé,