<-
->

Nom / Fan 7:53 And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Elishama the son of Ammihud. ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondrilahy dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Elisama, zanak' i Amihoda. ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Elisamà zanak' i Amioda. et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande d'Élishama, fils d' Ammihud.