<-
->

Nom / Fan 8:17 For all the firstborn of the children of Israel are mine, both man and beast: on the day that I smote every firstborn in the land of Egypt I sanctified them for myself. Fa Ahy ny voalohan-teraka rehetra amin' ny Zanak' Isiraely, na olona na biby fiompy; tamin' ilay andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany amin' ny tany Egypta no nanamasinako azy ho Ahy. dia ny lahimatoan' ny zanak' Israely rehetra, na amin' ny olona na amin' ny biby; tamin' ilay andro namelezako ny lahy voalohan-teraka rehetra tany amin' ny tany Ejipta, no nanokanako azy ho ahy. Oui, c' est à moi que revient tout premier-né chez les Israélites, homme ou animal : le jour où j' ai frappé tous les premiers-nés en terre d'Égypte, je me les suis consacrés,