<-
->

Nom / Fan 8:19 And I have given the Levites as a gift to Aaron and to his sons from among the children of Israel, to do the service of the children of Israel in the tabernacle of the congregation, and to make an atonement for the children of Israel: that there be no plague among the children of Israel, when the children of Israel come nigh unto the sanctuary. Ary nomeko ho an' i Arona sy ny zanany mihitsy ny Levita, avy amin' ny Zanak' Isiraely, hanao ny fanompoan' ny Zanak' Isiraely ao amin' ny trano-lay fihaonana sy hanao fanavotana ho an' ny Zanak' Isiraely, mba tsy hisy areti-mandringana hanjo azy, raha manakaiky ny fitoerana masina izy. dia natolotro mba ho an' i Aarona sy ny zanany mihitsy ny Levita eo amin' ny zanak' Israely mba hanao ny fanompoan' ny zanak' Israely ao amin' ny trano lay fihaonana, mba hanao ny fanonerana ho an' ny zanak' Israely, mba tsy ho voan' ny loza na inona na inona ny zanak' Israely, rahefa hanakaiky ny fitoerana masina. Du milieu des Israélites je donne les Lévites à Aaron et à ses fils, à titre de "donnés" ; ils feront pour les Israélites le service cultuel dans la Tente du Rendez-vous et feront sur eux le rite d' expiation, en sorte qu' aucun des Israélites ne soit frappé pour s'être approché du sanctuaire. "