<-
->

Nom / Fan 8:21 And the Levites were purified, and they washed their clothes; and Aaron offered them as an offering before the Lord; and Aaron made an atonement for them to cleanse them. Dia nodiovin' ny Levita ny tenany ho afaka ota, ary nosasany ny fitafiany; ary Arona nanatitra azy ho fanatitra ahevaheva eo anatrehan' i Jehovah sady nanao fanavotana ho azy hanadiovana azy. Nandio tena sy nanasa ny fitafiany ny Levita, ary Aarona nanolotra azy ho fanatitra ahevaheva teo anatrehan' ny Tompo sy nanao ny fanonerana ho azy ireo, mba hanadio azy; Les Lévites se purifièrent, lavèrent leurs vêtements, et Aaron les offrit avec le geste de présentation devant Yahvé. Puis il accomplit sur eux le rite d' expiation pour les purifier.