<-
->

Nom / Fan 8:22 And after that went the Levites in to do their service in the tabernacle of the congregation before Aaron, and before his sons: as the Lord had commanded Moses concerning the Levites, so did they unto them. Ary rehefa afaka izany, dia niditra ny Levita hanao ny fihaonana teo anatrehan' i Arona sy ny zanany; araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy ny amin' ny Levita no nataony taminy. rahefa izany, dia niditra ny Levita nanao ny fanompoany tao amin' ny trano lay fihaonana teo anatrehan' i Aarona sy ny zanany. Araka izay nandidian' ny Tompo an' i Moizy ny amin' ny Levita, dia araka izany no natao tamin' izy ireo. Les Lévites furent admis à faire leur service dans la Tente du Rendez-vous en présence d' Aaron et de ses fils. Selon ce que Yahvé avait prescrit à Moïse au sujet des Lévites, ainsi agit-on à leur égard.