<-
->

Nom / Fan 9:10 Speak unto the children of Israel, saying, If any man of you or of your posterity shall be unclean by reason of a dead body, or be in a journey afar off, yet he shall keep the passover unto the Lord. Mitenena amin' ny Zanak' Isiraely hoe: Raha misy olona eo aminareo, na eo amin' ny taranakareo hatramin' ny fara mandimby, maloto amim-paty, na lasan-davitra, dia mbola hitandrina ny Paska ho an' i Jehovah ihany koa izy. Mitenena amin' ny zanak' Israely ka lazao aminy hoe: Raha misy aminareo, na amin' ny taranakareo, maloto amim-paty na lasa nivahiny any an-tany lavitra, dia hanao ny Paka ho hajan' ny Tompo izy; " Parle aux Israélites et dis-leur :Si quelqu' un, parmi vous ou vos descendants, se trouve impur, du fait d' un mort, ou est en voyage au loin, il célébrera une Pâque pour Yahvé.