<-
->

Nom / Fan 9:17 And when the cloud was taken up from the tabernacle, then after that the children of Israel journeyed: and in the place where the cloud abode, there the children of Israel pitched their tents. Ary rehefa niakatra niala tamin' ny tranolay ny rahona, dia niainga ny Zanak' Isiraely, ka teo amin' izay nijanonan' ny rahona no nitobiany. Nony nisondrotra niala tamin' ny trano lay ny rahona, dia niainga nifindra toby ny zanak' Israely; ary eo amin' izay ijanonan' ny rahona no itobiany. Lorsque la Nuée s'élevait au-dessus de la Tente, alors les Israélites levaient le camp ; au lieu où la Nuée s' arrêtait, là campaient les Israélites.