<-
->

Nom / Fan 9:22 Or whether it were two days, or a month, or a year, that the cloud tarried upon the tabernacle, remaining thereon, the children of Israel abode in their tents, and journeyed not: but when it was taken up, they journeyed. Ary na indroa andro, na iray volana, na ela aza, no nijanonan' ny rahona teo ambonin' ny tabernakely dia mbola nitoby ihany ny Zanak' Isiraely, fa tsy niainga; fa raha niakatra kosa ny rahona, dia niainga izy. Raha nipetraka teo ambonin' ny Fonenana andro maro, na volana iray na taona iray, ny rahona, dia naharitra nitoby teo ny zanak' Israely, fa tsy niainga; fa nony vao niakatra izy dia niainga izy ireo. Ou bien encore elle séjournait deux jours, un mois ou une année ; aussi longtemps que la Nuée reposait sur la Demeure, les Israélites campaient sur place, mais lorsqu' elle s'élevait ils partaient.