<-
->

Nom / Fan 9:23 At the commandment of the Lord they rested in the tents, and at the commandment of the Lord they journeyed: they kept the charge of the Lord, at the commandment of the Lord by the hand of Moses. Araka ny didin' i Jehovah no nitobiany, ary araka ny didin' i Jehovah no niaingany; nitandrina izay nasain' i Jehovah notandremany izy, araka ny tenin' i Jehovah izay nampitondrainy an' i Mosesy. Didin' ny Tompo no nitobiany, didin' ny Tompo no niaingany: nitandrina ny didin' ny Tompo izy ireo, araka ny tenin' ny Tompo izay nomeny tamin' ny alàlan' i Moizy. Sur l' ordre de Yahvé ils campaient, et sur l' ordre de Yahvé ils partaient. Ils rendaient leur culte à Yahvé, suivant les ordres de Yahvé transmis par Moïse.