<-
->

Mik / Mi 3:9 Hear this, I pray you, ye heads of the house of Jacob, and princes of the house of Israel, that abhor judgment, and pervert all equity. Masìna ianareo, mihainoa izao, Ry loholon' ny taranak' i Jakoba, Sy ry mpanapaka ny taranak' Isiraely, Dia ianareo izay manao ny rariny ho fahavetavetana Sy mamadika ny hitsiny rehetra, Koa henoinareo izao, ry loholon' ny taranak' i Jakoba, sy mpanapaka ny taranak' Israely, izay mankahala ny rariny, sy mamadika ny hitsiny, Écoutez donc ceci, chefs de la maison de Jacob et commandants de la maison d' Israël, vous qui exécrez la justice et qui tordez tout ce qui est droit,