<- -> |
[King James Bible] Book of Micah |
[Baiboly 1865] Mika |
[Baiboly Katolika] Mikea |
[Bible de Jérusalem] Livre de Michée |
||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||
Mik / Mi 5:5 | And this man shall be the peace, when the |
Ary handany ny tany Asyria amin' ny sabatra Sy ny tanin' i Nimroda ao an-tanànany ireo; Ary Izy hamonjy amin' ny Asyriana, Raha tonga amin' ny tanintsika sady manitsaka ato amin' ny fari-tanintsika ireny. | Hiandry ny tanin' i Asora amin' ny sabatra ireo, sy ny tanin' i Nemroda eo ambavahadiny; ary izy hanafaka antsika amin' ny Asiriana, rahefa tonga amin' ny tanintsika ireny, sy hanitsaka ny faritanintsika ny tongony. | ils feront paître le pays d' |