<- -> |
[King James Bible] Book of Micah |
[Baiboly 1865] Mika |
[Baiboly Katolika] Mikea |
[Bible de Jérusalem] Livre de Michée |
||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||
Mik / Mi 7:14 | Feed thy people with thy rod, the flock of thine heritage, which dwell solitarily in the wood, in the midst of |
Ny tehinao no ento miandry ny olonao, Dia ny ondry lovanao, Izay monina mitokana, dia any an' ala ao an-tampon' i Karmela; Aoka handrasana any Basana sy Gileada ireny Toy ny tamin' ny andro taloha ela. | Andraso amin' ny tehinao ny vahoakanao dia ny ondry lovanao, izay monina mitokana any an' ala, eo afovoan' i Karmela; aoka hiraoka any Basàna sy any Galaada izy, toy ny tamin' ny andro taloha. | Fais paître ton peuple sous ta houlette, le troupeau de ton héritage, qui demeure isolé dans les broussailles, au milieu des vergers. Puisse-t-il paître en |