<-
->

Nah Na 1:1 The burden of Nineveh. The book of the vision of Nahum the Elkoshite. Faminaniana ny amin' ny loza hanjo an' i Ninive, dia ny bokin' ny fahitan' i Nahoma Elkosita. Teny momba an' i Niniva. Bokin' ny fahitan' i Nahoma avy any Elkosy. Oracle sur Ninive. Livre de la vision de Nahum, d' Elqosh.
Nah Na 1:2 God is jealous, and the Lord revengeth; the Lord revengeth, and is furious; the Lord will take vengeance on his adversaries, and he reserveth wrath for his enemies. Andriamanitra saro-piaro sy mamaly heloka Jehovah; Jehovah dia Mpamaly heloka sady be fahatezerana; Jehovah dia Mpamaly ny rafilahiny Ary mitahiry fahatezerana hamelezany ny fahavalony. Andriamanitra saro-piaro sy mpamaly heloka Iaveh, mpamaly heloka sady mahalala fahatezerana; mamaly izay manohitra azy Iaveh, sady mitahiry fahatezerana amin' ny fahavalony. C' est un Dieu jaloux et vengeur que Yahvé! Il se venge, Yahvé, il est riche en colère! Il se venge, Yahvé, de ses adversaires, il garde rancune à ses ennemis.
Nah Na 1:3 The Lord is slow to anger, and great in power, and will not at all acquit the wicked: the Lord hath his way in the whirlwind and in the storm, and the clouds are the dust of his feet. Mahari-po Jehovah sady be hery Ary tsy mety manamarina ny meloka; Amin' ny tadio sy ny tafio-drivotra no lalan' i Jehovah. Ary rahona no vovoky ny tongony. Mahari-po ela Iaveh sady be hery ary tsy misy meloka avelany fotsiny. Tadio aman-tafio-drivotra no handehanan' ny Tompo, ary rahona no vovoka diaviny. Yahvé est lent à la colère, mais grand par sa puissance. L' impunité, jamais il ne l' accorde, Yahvé. Dans l' ouragan, dans la tempête il fait sa route, les nuées sont la poussière que soulèvent ses pas.
Nah Na 1:4 He rebuketh the sea, and maketh it dry, and drieth up all the rivers: Bashan languisheth, and Carmel, and the flower of Lebanon languisheth. Miteny mafy ny ranomasina izy ka mahatankina azy Ary mandritra ny ony rehetra; Malazo Basana sy Karmela. Ary malazo koa ny vonin' i Libanona. Mandrahona ny ranomasina izy dia ataony maina; ary ataony ritra ny ony rehetra. Malazo Basàna sy Karmely, malazo koa ny zava-manirin' i Libàna. Il menace la mer, il la met à sec, il fait tarir tous les fleuves. ... flétris sont Bashân et le Carmel, flétrie la verdure du Liban!
Nah Na 1:5 The mountains quake at him, and the hills melt, and the earth is burned at his presence, yea, the world, and all that dwell therein. Mihorohoro eo anatrehany ny tendrombohitra, Sady miempo ny havoana, Ary mientanentana eo anatrehany ny tany, Dia ny tany onenana sy ny mponina rehetra ao aminy. Mihorohoro ny tendrombohitra eo anoloany, ary miempo ny havoana; mientanentana ny tany eo anatrehany, dia izao tontolo izao sy izay rehetra monina eo aminy. Les montagnes tremblent à cause de lui, les collines chancellent, la terre s' effondre devant lui, le monde et tous ceux qui l' habitent.
Nah Na 1:6 Who can stand before his indignation? and who can abide in the fierceness of his anger? his fury is poured out like fire, and the rocks are thrown down by him. Iza no mahatoetra eo anoloan' ny fahavinirany? Ary iza no mahatanty ny firehitry ny fahatezerany? Aidina toy ny afo ny fahatezerany, Ary mirodana eo anoloany ny vatolampy. Iza no mahatoetra eo anoloan' ny fahamarinany? Zovy no mahatanty ny firehitry ny fahatezerany? Mìtatra toy ny afo ny fahatezerany, ary mitresaka eo anoloany ny vatolampy. Son courroux! qui pourrait le soutenir ? Qui se tiendrait devant son ardente colère ? Sa fureur se déverse comme le feu et les rochers se brisent devant lui.
Nah Na 1:7 The Lord is good, a strong hold in the day of trouble; and he knoweth them that trust in him. Tsara Jehovah, fiarovana mafy amin' ny andro fahoriana,Ka mahalala izay mialoka aminy. Tsara fo Iaveh; fiarovana amin' ny androm-pahoriana izy, ary mahalala izay matoky azy. Yahvé est bon; il est une citadelle au jour de la détresse. Il connaît ceux qui se confient en lui,
Nah Na 1:8 But with an overrunning flood he will make an utter end of the place thereof, and darkness shall pursue his enemies. Fa amin' ny riaka manafotra no anafoanany ny fitoerany, Ary ny fahavalony dia henjehiny ho any amin' ny maizina. Hofoanany amin' ny riaka manafotra izany fitoerana izany; ary henjehiny hatrany anatin' ny aizina ny fahavalony. même quand survient l' inondation. Il réduira à néant ceux qui se dressent contre lui, il poursuivra ses ennemis jusque dans les ténèbres.
Nah Na 1:9 What do ye imagine against the Lord? he will make an utter end: affliction shall not rise up the second time. Inona no heverinareo ho enti-manohitra an' i Jehovah ? Fahafonganana no hataony, Tsy hiverina fanindroany ny fahoriana. Inona no hevitrareo ny amin' ny Tompo? Hotanterahany ny fandravana: tsy hipoitra fanindroany ny fahoriana. Que méditez-vous sur Yahvé ? C' est lui qui réduit à néant; l' oppression ne se lèvera pas deux fois.
Nah Na 1:10 For while they be folden together as thorns, and while they are drunken as drunkards, they shall be devoured as stubble fully dry. Fa na dia miforiporitra toy ny tsilo aza ireny Sady vonton' ny divay mahery fibobohany, Dia ho levona tokoa toy ny vodivary maina izy. Fa nifaningotra toy ny tsilo sy toy ny leon' ny divainy izy ireo, ka ho levona toy ny mololo karankaina. Comme un fourré d'épines enchevêtrées ils seront dévorés, comme la paille sèche, entièrement.
Nah Na 1:11 There is one come out of thee, that imagineth evil against the Lord, a wicked counsellor. Avy tao aminao no nivoahan' ny anankiray izay misain-dratsy ho enti-manohitra an' i Jehovah Sady mamoron-kevi-dratsy. Avy taminao no nivoahan' ilay misain-dratsy hanoherana an' ny Tompo, izay mamoron-kevitra mahameloka. C' est de toi qu' est sorti celui qui médite contre Yahvé, l' homme aux desseins de Bélial.
Nah Na 1:12 Thus saith the Lord; Though they be quiet, and likewise many, yet thus shall they be cut down, when he shall pass through. Though I have afflicted thee, I will afflict thee no more. Izao no lazain' i Jehovah: Na dia tsy latsaka isa ka mbola maro aza ireny, Dia hofongorana ihany izy ka ho levona Fa efa nampahory anao Aho, Ka tsy hampahory anao intsony. Izao no lazain' ny Tompo: Na dia tsy latsak' isa sady maro aza izy ireo, dia hojinjaina ary tsy hitsy intsony. Efa nanetry anao aho, ka tsy hanetry anao intsony. Ainsi parle Yahvé. Si intacts, si nombreux soient-ils, ils seront fauchés et ils passeront. Si je t' ai humiliée, je ne t' humilierai plus désormais.
Nah Na 1:13 For now will I break his yoke from off thee, and will burst thy bonds in sunder. Fa ankehitriny hotapahiko ny ziogany ho afaka aminao, Ary hotosako ny famatorana anao. Ary ankehitriny, ry Jodà ô,ho tapahiko hiala aminao ny jiogany; ary hotòsako ny famatorana anao. Et maintenant, je vais briser son joug qui pèse sur toi, rompre tes chaînes.
Nah Na 1:14 And the Lord hath given a commandment concerning thee, that no more of thy name be sown: out of the house of thy gods will I cut off the graven image and the molten image: I will make thy grave; for thou art vile. Ary Jehovah efa nandidy ny aminao hoe: Tsy ho velo-maso intsony ny anaranao; Hataoko tapaka tsy ho ao an-tranon' ny andriamanitrao ny sarin-javatra voasokitra sy ny sarin-javatra an-idina; Hanao ny fasana ho anjaranao Aho, satria hita fa latsa-danja ianao. Ny aminao kosa izao no voadidin' ny Tompo: Tsy ho velo-maso intsony ny anaranao; hofoanako ao an-tranon' Andriamanitrao ny sarin-javatra voapaika sy ny anidina; manomam-pasana ho anao aho satria latsa-danja hianao. Pour toi, voici l' ordre de Yahvé : Il n' y aura plus de race qui porte ton nom; du temple de tes dieux j' enlèverai images sculptées et coulées; je dévasterai ta tombe car tu es maudit.
Nah Na 1:15 Behold upon the mountains the feet of him that bringeth good tidings, that publisheth peace! O Judah, keep thy solemn feasts, perform thy vows: for the wicked shall no more pass through thee; he is utterly cut off.

<-
->