<-
->

Nah Na 3:7 And it shall come to pass, that all they that look upon thee shall flee from thee, and say, Nineveh is laid waste: who will bemoan her? whence shall I seek comforters for thee? Ary izay rehetra mijery anao dia handositra anao Ka hanao hoe: Rava Ninive! Iza no hitomany azy? Aiza no hitadiavako izay hampionona anao ? Izay mahita anao, handositra lavitra anao avokoa, sy hanao hoe: Rava Niniva! Iza no hangoraka azy? Aiza no hitadiavako mpampionona anao? Alors, quiconque te verra se détournera de toi. Il dira : " Ninive! quelle désolation! " Qui la prendrait en pitié ? Où pourrais-je te chercher des consolateurs ?