<-
->

Hab 2:17 For the violence of Lebanon shall cover thee, and the spoil of beasts, which made them afraid, because of men' s blood, and for the violence of the land, of the city, and of all that dwell therein. Fa hanody anao ny loza natao tamin' i Libanona Sy ny fandringanana mahatahotra namelezana ny biby, Noho ny ran' ny olona sy ny loza natao tamin' ny tany, Dia tamin' ny tanàna sy ny mponina rehetra ao aminy. Fa hitsingerina aminao ny fahasiahana namelezana an' i Libàna mbamin' ny fandringanana ny biby raiki-tahotra mahatsiravina, noho ny ran' olona nalatsaka, sy ny loza natao tamin' ny tany, na tamin' ny tanàna na tamin' ny mponina rehetra ao aminy. Car la violence faite au Liban te submergera, ainsi que le massacre d' animaux frappés d'épouvante, car tu as versé le sang humain, violenté le pays, la cité et tous ceux qui l' habitent!