<- -> |
[King James Bible] Book of Zephaniah |
[Baiboly 1865] Zefania |
[Baiboly Katolika] Sofonia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Sophonie |
||||
<-
-> |
|
|||||||
Zef / Sof 1:1 | The word of the |
Ny tenin' i Jehovah, izay tonga tamin' i Zefania, zanak' i Kosy, zanak' i Gedalia, zanak' i Amaria, zanak' i Hezekia, tamin' ny andro nanjakan' i Josia, zanak' i Amona, mpanjakan' ny Joda. | Ny tenin' ny Tompo izay natao tamin' i Sofonia, zanak' i Kosì, zanak' i Godoliasa, zanak' i Amariasa, zanak' i Ezekiasa, tamin' ny andron' i Josiasa, zanak' i Amona, mpanjakan' i Jodà. | Parole de |