<-
->

Zef / Sof 2:5 Woe unto the inhabitants of the sea coast, the nation of the Cherethites! the word of the Lord is against you; O Canaan, the land of the Philistines, I will even destroy thee, that there shall be no inhabitant. Lozan' ny mponina any amoron-tsiraka, Dia ny firenen' ny Keretita! Mihatra aminareo ny tenin' i Jehovah, Ry Kanana, tanin' ny Filistina! Haringako tsy hisy mponina eo aminao, Loza ho an' ny mponina any amin' ny faritanin' ny ranomasina, dia ny firenenan' ny Kretoa! Efa voatonona ny tenin' ny Tompo mamely anareo ry Kanaana, tanin' ny Filistina: Ary haringako hianao ka tsy hisy mponina sisa eo aminao intsony. Malheur aux habitants de la ligue de la mer, à la nation des Kérétiens! Voici la parole de Yahvé contre vous : " Canaan, terre des Philistins, je vais te faire périr faute d' habitants! "