<- -> |
[King James Bible] Book of Zephaniah |
[Baiboly 1865] Zefania |
[Baiboly Katolika] Sofonia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Sophonie |
||||
<-
-> |
|
|||||||
Zef / Sof 2:7 | And the coast shall be for the remnant of the house of |
Ary ho tanin' ny sisa amin' ny taranak' i Joda izany, Ka any no hiandrasany ondry; Ny tranon' i Askelona no handriany amin' ny hariva; Fa Jehovah Andriamaniny no hamangy azy Ka hampody azy avy amin' ny fahababoany. | Ho faritany ho an' ny sisa amin' ny taranak' i Jodà izany, hiandry ny ondriny eo izy; dia handry ao amin' ny tranon' i Askalona nony hariva, fa hamangy sy hanangana azy indray Iaveh Andriamaniny. | Et la ligue appartiendra au reste de la maison de |