<- -> |
[King James Bible] Book of Haggai |
[Baiboly 1865] Hagay |
[Baiboly Katolika] Akjea |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Aggée |
|||
<-
-> |
|
||||||
Hag 2:4 | Yet now be strong, O |
Nefa mahereza ankehitriny, ry Zerobabela, hoy Jehovah; ary mahereza, ry Josoa, zanak' i Jozadaka, mpisoronabe; ary mahereza, ianareo vahoaka rehetra, hoy Jehovah, ka miasà; fa Izaho no momba anareo, hoy Jehovah, Tompon' ny maro, | Ary ankehitriny matokia, ry Zorobabela, - teny marin' ny Tompo. Matokia, ry Jesosy, zanak' i Josedeka, mpisorona lehibe! Matokia hianareo vahoaka rehetra amin' ny tany, - teny marin' ny Tompo, - ary miasà! fa momba anareo aho, - teny marin' ny Tompon' ny tafika. | Mais à présent, courage, |