<-
->

Hag 2:5 According to the word that I covenanted with you when ye came out of Egypt, so my spirit remaineth among you: fear ye not. araka ny teny fanekena nataoko taminareo, fony nivoaka avy tany Egypta ianareo, ary ny Fanahiko dia mbola mitoetra ao aminareo ihany; koa aza matahotra ianareo. Mbola eo ihany ny fanekena nataoko taminareo, fony hianareo nivoaka avy tany Ejipta; ary mitoetra eo aminareo ny Fanahiko; koa aza matahotra akory. et mon Esprit demeure au milieu de vous. Ne craignez pas !