<-
->

Zak / Za 12:6 In that day will I make the governors of Judah like an hearth of fire among the wood, and like a torch of fire in a sheaf; and they shall devour all the people round about, on the right hand and on the left: and Jerusalem shall be inhabited again in her own place, even in Jerusalem. Amin' izany andro izany ireo lohany amin' ny firenen' i Joda dia hataoko tahaka ny fatana mirehitra eny amin' ny hazo sy tahaka ny fanilo mirehitra eny amin' ny amboara, ka handevona ny firenena rehetra manodidina amin' ny ankavanana sy ny ankavia izy; ary Jerosalema dia mbola hiorina amin' ny fitoerany ihany, dia any Jerosalema. Amin' izany andro izany, ireo filohan' i Jodà, hataoko toy ny fatana mivaivay ao amin' ny hazo, toy ny fanilo mirehitra, ao anaty amboaram-bary, ka handevona ny firenena rehetra manodidina eo amin' ny an-kavanana sy eo amin' ny an-kavia, ary Jerosalema dia mbola ho eo amin' ny fitoerany ao Jerosalema ihany. En ce jour-là, je ferai des chefs de Juda comme un brasier allumé dans un tas de bois, comme une torche allumée dans une gerbe. Ils dévoreront à droite et à gauche tous les peuples alentour. Et Jérusalem sera encore habitée en son lieu à Jérusalem .