<-
->

Zak / Za 14:10 All the land shall be turned as a plain from Geba to Rimmon south of Jerusalem: and it shall be lifted up, and inhabited in her place, from Benjamin' s gate unto the place of the first gate, unto the corner gate, and from the tower of Hananeel unto the king' s winepresses. Ho tonga tahaka ny tani-hay ny tany rehetra hatrany Geba ka hatrany Rimona ao atsimon' i Jerosalema; ary hasandratra sy honenana ao amin' ny fitoerany izy hatramin' ny vavahadin' i Benjamina ka hatreo amin' ny vavahady voalohany, hatramin' ny vavahady an-jorony, ary hatramin' ny tilikambo Hananela ka hatramin' ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka. Hovana ho tany lemaka ny tany rehetra, hatrany Gabaa ka hatrany Remmona, eo atsimon' i Jerosalema. Ary hasandratra sy hipetraka amin' ny toerany Jerosalema, dia hatreo amin' ny vavahadin' i Benjamina ka hatreo amin' ny fitoeran' ny vavahadin' ny Zoro, ary hatreo amin' ny tilikambo Hananeely ka hatrany amin' ny famihazam-boaloboky ny mpanjaka. Tout le pays retournera en plaine, depuis Géba jusqu'à Rimmôn du Négeb. Jérusalem sera exhaussée et habitée en son lieu, depuis la porte de Benjamin jusqu'à l' emplacement de l' ancienne porte, jusqu'à la porte des Angles, et de la tour de Hananéel jusqu' aux pressoirs du roi.