<-
->

Zak / Za 14:12 And this shall be the plague wherewith the Lord will smite all the people that have fought against Jerusalem; Their flesh shall consume away while they stand upon their feet, and their eyes shall consume away in their holes, and their tongue shall consume away in their mouth. Ary izao no areti-mandringana hamelezan' i Jehovah ny firenena rehetra izay efa nanafika an' i Jerosalema: Hataony mihalevona am-pitsanganana ny nofony, ary hihalevona eo amin' ny itoerany ny masony, ary ny lelany koa hihalevona ao am-bavany. Izao no fery hamelezan' ny Tompo ny firenena rehetra niady tamin' i Jerosalema: ny nofony hataony hihalò am-pitsanganana; ny masony hihalò ao anaty taola-masony; ary ny lelany hihalò ao am-bavany. Et voici la plaie dont Yahvé frappera tous les peuples qui auront combattu contre Jérusalem : il fera pourrir leur chair alors qu' ils se tiendront debout, leurs yeux pourriront dans leurs orbites et leur langue pourrira dans leur bouche.