<-
->

Zak / Za 14:17 And it shall be, that whoso will not come up of all the families of the earth unto Jerusalem to worship the King, the Lord of hosts, even upon them shall be no rain. Ary na iza na iza amin' ny firenena samy hafa amin' ny tany no tsy hiakatra ho any Jerosalema hiankohoka eo anatrehan' ny Mpanjaka, dia Jehovah, Tompon' ny maro, dia tsy mba hisy ranonorana mivatravatra any aminy. Izay fianakaviana tsy mba hiakatra any Jerosalema hiankohoka eo anatrehan' ny Mpanjaka, Iavehn' ny tafika, dia tsy mba hilatsahan' ny orana. Celle des familles de la terre qui ne montera pas se prosterner à Jérusalem, devant le roi Yahvé Sabaot, il n' y aura pas de pluie pour elle.