<-
->

Zak / Za 14:21 Yea, every pot in Jerusalem and in Judah shall be holiness unto the Lord of hosts: and all they that sacrifice shall come and take of them, and seethe therein: and in that day there shall be no more the Canaanite in the house of the Lord of hosts. Eny, ny vilany rehetra any Jerosalema sy Joda dia hohamasinina ho an' i Jehovah, Tompon' ny maro; ary izay rehetra mamono zavatra hatao fanatitra dia ho avy haka amin' ireny ka hahandro aminy. Ary amin' izany andro izany dia tsy hisy Kananita intsony ao an-tranon' i Jehovah, Tompon' ny maro. Ny vilany rehetra ao Jerosalema sy any Jodà koa, dia ho zava-boatokana ho an' ny Tompon' ny tafika avokoa. Ka izay hanao sorona rehetra, dia ho avy haka amin' ireny sy hahandro ny henany ao aminy avokoa; ary tsy hisy Kananeana intsony ao an-tranon' ny Tompon' ny tafika, amin' izany andro izany. Toute marmite, à Jérusalem et en Juda, sera consacrée à Yahvé Sabaot, tous ceux qui offrent un sacrifice viendront en prendre et cuisineront dedans, et il n' y aura plus de marchand dans la maison de Yahvé Sabaot, en ce jour-là.