<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 14:4 | And his feet shall stand in that day upon the mount of |
Ary amin' izany andro izany ny tongony hijoro eo an-Tendrombohitra Oliva. izay eo atsinanana tandrifin' i Jerosalema, ary ny Tendrombohitra Oliva hitresaka eo afovoany hiatsinanana sy hiankandrefana, ka hisy lohasaha lehibe; ary ny antsasaky ny tendrombohitra hifindra hianavaratra, fa ny an-tsasany kosa hianatsimo. | Amin' izany andro izany, ny tongony hipetraka eo an-trendrombohitry ny Oliva, izay manandrify an' i Jerosalema amin' ny lafiny atsinanana, ka hitresaka eo afovoany miatsinanana sy miakandrefana ny tendrombohitry ny Oliva, ka hisy lohasaha lehibe fa ny antsasaky ny tendrombohitra hitresaka mianavaratra, ary ny antsasany kosa hianatsimo; | En ce jour-là, ses pieds se poseront sur le mont des |