<-
->

Zak / Za 14:5 And ye shall flee to the valley of the mountains; for the valley of the mountains shall reach unto Azal: yea, ye shall flee, like as ye fled from before the earthquake in the days of Uzziah king of Judah: and the Lord my God shall come, and all the saints with thee. Dia handositra ho any amin' ny lohasahan' ny tendrombohitro ianareo, fa hipaka hatrany Azela ny lohasahan' ny tendrombohitra; eny, handositra ianareo tahaka ny nandosiranareo ny horohorontany tamin' ny andron' i Ozia, mpanjakan' ny Joda; ary ho avy Jehovah Andriamanitro mbamin' ny masina rehetra momba Azy. dia eo amin' ny lohasahan' ny tendrombohitro, no handosiranareo, fa hipaka hatrany Atsala ny lohasahan' ny tendrombohitro: toy ny nandosiranareo ny horohoron-tany, tamin' ny andron' i Osiasa, mpanjakan' i Jodà, no handosiranareo. Ary ho avy Iaveh Andriamanitrao, ary ny olo-masina rehetra hiaraka aminy. La vallée des Monts sera comblée, oui, elle sera obstruée jusqu'à Yasol, elle sera comblée comme elle le fut par suite du séisme, au temps d' Ozias roi de Juda. Et Yahvé mon Dieu viendra, tous les saints avec lui.