<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 2:2 | Then said I, Whither goest thou? And he said unto me, To measure |
Ary hoy izaho tamin' ilay anjely niresaka tamiko: Inona moa ireo? Dia hoy izy tamiko: Ireo no tandroka izay nampihahaka ny Joda sy ny Isiraely ary Jerosalema. | Dia hoy aho tamin' ilay anjely niresaka tamiko: Inona moa ireto? Ary hoy izy tamiko: Ireo no tandroka nampihahaka an' i Jodà sy Israely ary Jerosalema. | Je dis à l' ange qui me parlait : Que sont ces cornes ? Il me dit : Ce sont les cornes qui ont dispersé |