<-
->

Zak / Za 2:4 And said unto him, Run, speak to this young man, saying, Jerusalem shall be inhabited as towns without walls for the multitude of men and cattle therein: Dia hoy izaho: Avy hanao inona moa ireto? Ary Izy nanao hoe: Ireo no tandroka nampihahaka ny Joda, ka tsy nisy olona nanandrandra loha; fa ireto kosa dia avy hampahatahotra azy mba hampiongana ny tandroky ny firenena, dia izay nanandratra ny tandrony tamin' ny tanin' ny Joda hanely azy. Dia namaly izy nanao hoe: Iretsy no tandroka nampihahaka an' i Jodà, ka tsy nisy olona nanatraka loha akory; fa ireto kosa, tonga hampahatahotra azy mafy, ary hanjera ny tandrok' ireo firenena nanagan-tandroka hamely ny tanin' i Jodà mba hampihahaka azy. Et je dis : Que viennent faire ceux-ci ? Il me dit : Celles-là sont les cornes qui ont dispersé Juda, au point que personne n' osait redresser la tête; mais ceux-ci sont venus pour les effrayer, pour abattre les cornes des nations qui élevaient la corne contre le pays de Juda afin de le disperser.