<-
->

Zak / Za 7:7 Should ye not hear the words which the Lord hath cried by the former prophets, when Jerusalem was inhabited and in prosperity, and the cities thereof round about her, when men inhabited the south and the plain? Moa tsy tokony ho nihaino ny teny izay nasain' i Jehovah nantsoin' ny mpaminany fahiny va ianareo, fony mbola nonenana sy nandry fahizay Jerosalema sy ny zana-bohiny manodidina azy, sady nonenana koa ny tany atsimo sy ny tany lemaka amoron-tsiraka? Moa tsy eo va ireo teny nolazain' ny Tompo tamin' ny vavan' ny mpaminany fahiny, fony mbola nonenana sy nandry fahizay Jerosalema, mbamin' ny zana-bohiny manodidina azy, sady mbola nonenana koa ny negeba sy ny sefelah? Ne connaissez-vous pas les paroles que Yahvé proclamait par le ministère des prophètes du passé, quand Jérusalem était habitée et tranquille, avec ses villes alentour, et que le Négeb et le Bas-Pays étaient peuplés ?