<-
->

Mal / Ma 1:2 I have loved you, saith the Lord. Yet ye say, Wherein hast thou loved us? Was not Esau Jacob' s brother? saith the Lord: yet I loved Jacob, Efa tia anareo Aho, hoy Jehovah; nefa hoy ianareo: Inona no nentinao nitia anay? Tsy rahalahin' i Jakoba va Esao? hoy Jehovah; nefa Jakoba no tiako, Efa tia anareo aho, hoy Iaveh; ary hoy hianareo: Inona no nitiavanao anay? - Tsy rahalahin' i Jakoba va Esao? - teny marin' ny Tompo; nefa Jakoba no tiako; fa Esao hàlako; Je vous ai aimés! dit Yahvé. - Cependant vous dites : En quoi nous as-tu aimés ? - Ésaü n'était-il pas le frère de Jacob ? oracle de Yahvé; or j' ai aimé Jacob