<-
->

Mal / Ma 2:11 Judah hath dealt treacherously, and an abomination is committed in Israel and in Jerusalem; for Judah hath profaned the holiness of the Lord which he loved, and hath married the daughter of a strange god. Ny Joda efa namitaka, ary misy fahavetavetana atao ao amin' ny Isiraely sy ao Jerosalema; fa ny Joda efa nandoto ny fitoera-masin' i Jehovah, izay tiany, sady efa nanambady ny zanaka-vavin' ny andriamani-kafa. Jodà mpivadika, ary Israley sy Jerosalema nahavitana fahavetavateana; fa mandoto ny zava-boatokana ho an' ny Tompo, dia izay tian' ny Tompo, Jodà; nanambady ny zanakavavin' ny andriamani-kafa izy. Juda a agi en traître : une abomination a été perpétrée en Israël et à Jérusalem. Car Juda a profané le sanctuaire cher à Yahvé. Il a épousé la fille d' un dieu étranger