<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 1:17 | So all the generations from |
Ary ny taranaka rehetra hatramin' i Abrahama ka hatramin' i Davida dia taranaka efatra ambin' ny folo; ary hatramin' i Davida ka hatramin' ny nifindrana tany Babylona dia taranaka efatra ambin' ny folo; ary hatramin' ny nifindrana tany Babylona ka hatramin' i Kristy dia taranaka efatra ambin' ny folo. | Koa ny taranaka rehetra hatramin' i Abrahama ka hatramin' i Davida, dia taranaka efatra ambin' ny folo; ary hatramin' i Davida ka hatramin' ny nifindrana tany Babilona, dia taranaka efatra ambin' ny folo; ary hatramin' ny nifindrana tany Babilona ka hatramin' ny Kristy, dia taranaka efatra ambin' ny folo. | Le total des générations est donc : d' |