<-
->

Mat / Mt 11:11 Verily I say unto you, Among them that are born of women there hath not risen a greater than John the Baptist: notwithstanding he that is least in the kingdom of heaven is greater than he. Lazaiko aminareo marina tokoa: Amin' izay nateraky ny vehivavy tsy mbola nisy nitsangana izay lehibe noho Jaona Mpanao-batisa; nefa ny kely indrindra amin' ny fanjakan' ny lanitra dia lehibe noho izy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa amin' izay natera-behivavy mbola tsy nisy nitsangana izay lehibe noho Joany Batista; kanefa izay kely indrindra amin' ny fanjakan' ny lanitra no lehibe noho izy. " En vérité je vous le dis, parmi les enfants des femmes, il n' en a pas surgi de plus grand que Jean le Baptiste ; et cependant le plus petit dans le Royaume des Cieux est plus grand que lui.