<-
->

Mat / Mt 13:14 And in them is fulfilled the prophecy of Esaias, which saith, By hearing ye shall hear, and shall not understand; and seeing ye shall see, and shall not perceive: Dia tanteraka aminy ny faminanian' Isaia, izay manao hoe: Handre mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahafantatra: Ary hijery mandrakariva ihany ianareo, fa tsy hahita; ka tanteraka aminy ilay faminanian' Izaia manao hoe: Handre amin' ny sofinareo hianareo fa tsy hahalala, ary hijery amin' ny masonareo fa tsy hahita; Ainsi s' accomplit pour eux la prophétie d' Isaïe qui disait : Vous aurez beau entendre, vous ne comprendrez pas ; vous aurez beau regarder, vous ne verrez pas.