<-
->

Mat / Mt 17:1 And after six days Jesus taketh Peter, James, and John his brother, and bringeth them up into an high mountain apart, Ary nony afaka henemana, Jesosy dia naka an' i Petera sy Jakoba ary Jaona rahalahiny ka nitondra azy niakatra ho any an-tendrombohitra avo mba hitokana. Rahefa afaka henemana taorian' izany, nalain' i Jeso Piera sy Jakoba ary Joany rahalahiny, ka nentiny nitokana tany an-tendrombohitra avo. Six jours après, Jésus prend avec lui Pierre, Jacques, et Jean son frère, et les emmène, à l'écart, sur une haute montagne.