<-
->

Mat / Mt 2:18 In Rama was there a voice heard, lamentation, and weeping, and great mourning, Rachel weeping for her children, and would not be comforted, because they are not. Nisy feo re tao Rama, dia fidradradradrana sy fitomaniana fatratra; Rahely nitomany ny zanany, Ary tsy azo nampiononina izy, satria lany ritra ireny. Nisy feo re tao Rama, dia fitomaniana sy fidradradradrana mafy: Rasely nitomany ny zanany, ka tsy azo nampiononina, fa tsy eo intsony ireny. Une voix dans Rama s' est fait entendre, pleur et longue plainte : c' est Rachel pleurant ses enfants ; et elle ne veut pas qu' on la console, car ils ne sont plus.