<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 21:25 | The baptism of |
Ny batisan' i Jaona, avy taiza moa izany? Avy tany an-danitra va, sa avy tamin' ny olona? Ary izy ireo niara-nisaina ka nanao hoe: Raha holazaintsika hoe mantsy: Avy tany an-danitra, dia hovaliany hoe isika: Ka nahoana no tsy nino azy ianareo? | Avy taiza moa ny batemin' i Joany? avy tany an-danitra, sa avy tamin' ny olona? Dia nieritreritra ireo ka nanao hoe: | Le baptême de |