<-
->

Mat / Mt 26:19 And the disciples did as Jesus had appointed them; and they made ready the passover. Ary ny mpianatra dia nanao araka ny nasain' i Jesosy nataony ka namboatra ny Paska. Nanao araka izay nasain' i Jeso nataony ny mpianatra ka namboatra ny Paka. Les disciples firent comme Jésus leur avait ordonné et préparèrent la Pâque.