<-
->

Mat / Mt 26:57 And they that had laid hold on Jesus led him away to Caiaphas the high priest, where the scribes and the elders were assembled. Ary izay efa nisambotra an' i Jesosy dia nitondra Azy ho any amin' i Kaiafa mpisoronabe, izay nivorian' ny mpanora-dalàna sy ny loholona. Ary izay nisambotra an' i Jeso dia nitondra azy tany amin' i Kaifa lehiben' ny mpisorona, izay nivorian' ny mpanora-dalàna sy ny loholona. Ceux qui avaient arrêté Jésus l' emmenèrent chez Caïphe le Grand Prêtre, où se réunirent les scribes et les anciens.