<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 27:15 | Now at that feast the governor was wont to release unto the people a prisoner, whom they would. | Ary isaky ny tonga ny andro firavoravoana dia fanaon' ny governora ny mandefa mpifatotra anankiray ho an' ny vahoaka, araka izay tiany. | Ary isaky ny fetin' ny Paka dia fanaon' ny governora ny mandefa mpifatotra anankiray tian' ny vahoaka. | A chaque Fête, le gouverneur avait coutume de relâcher à la foule un prisonnier, celui qu' elle voulait. |