<-
->

Mar / Mk 10:32 And they were in the way going up to Jerusalem; and Jesus went before them: and they were amazed; and as they followed, they were afraid. And he took again the twelve, and began to tell them what things should happen unto him, Ary Jesosy sy ny mpianany dia teny an-dalana niakatra ho any Jerosalema, ary Jesosy nandeha eo alohany; dia gaga ny mpianany, ary izay nanaraka Azy dia natahotra. Ary naka ny roa ambin' ny folo lahy indray Izy, dia nilaza taminy izay efa hanjo Azy Ary nony mby teny an-dàlana ho any Jerosalema izy ireo, dia Jeso no loha làlana, ka sady gaga ny mpianany no natahotra teny am-panarahana azy. Dia nalainy indray ny roa ambin' ny folo lahy ka nilazany ny hanjo azy: Ils étaient en route, montant à Jérusalem ; et Jésus marchait devant eux, et ils étaient dans la stupeur, et ceux qui suivaient étaient effrayés. Prenant de nouveau les Douze avec lui, il se mit à leur dire ce qui allait lui arriver :