<-
->

Mar / Mk 10:33 Saying, Behold, we go up to Jerusalem; and the Son of man shall be delivered unto the chief priests, and unto the scribes; and they shall condemn him to death, and shall deliver him to the Gentiles: ka nanao hoe: Indro, miakatra ho any Jerosalema isika; ary ny Zanak' olona hatolotra ho amin' ireo lohan' ny mpisorona sy mpanora-dalàna; ary hohelohiny ho faty Izy ka hatolony amin' ny jentilisa; Indro fa miakatra ho any Jerosalema isika, ary ny Zanak' olona dia hatolotra amin' ny lohandohan' ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ary hohelohina ho faty ka hatolony amin' ny jentily; " Voici que nous montons à Jérusalem, et le Fils de l' homme sera livré aux grands prêtres et aux scribes ; ils le condamneront à mort et le livreront aux païens,