<-
->

Mar / Mk 15:43 Joseph of Arimathaea, an honourable counsellor, which also waited for the kingdom of God, came, and went in boldly unto Pilate, and craved the body of Jesus. dia avy Josefa avy any Arimatia, lehilahy manan-kaja, izay isan' ny Synedriona sady niandry ny fanjakan' Andriamanitra koa; ary sahy niditra tao amin' i Pilato izy ka nangataka ny fatin' i Jesosy. dia tonga Josefa avy any Arimatia, loholona malaza izay nanantena ny fanjakan' Andriamanitra koa. Sahy nanatona an' i Pilaty izy, nangataka ny vatan' i Jeso. Joseph d' Arimathie, membre notable du Conseil, qui attendait lui aussi le Royaume de Dieu, s' en vint hardiment trouver Pilate et réclama le corps de Jésus.