<-
->

Mar / Mk 3:22 And the scribes which came down from Jerusalem said, He hath Beelzebub, and by the prince of the devils casteth he out devils. Ary ny mpanora-dalàna izay nidina avy tany Jerosalema dia nanao hoe: Manana an' i Belzeboba Izy, sy hoe: Ny lohan' ny demonia no amoahany ny demonia. Ny mpanora-dalàna izay nidina avy tany Jerosalema kosa nanao hoe: Efa azon' i Belzeboba izy, ary ny filohan' ny demony no androahany ny demony. Et les scribes qui étaient descendus de Jérusalem disaient : " Il est possédé de Béelzéboul ", et encore : " C' est par le prince des démons qu' il expulse les démons. "