<-
->

Mar / Mk 7:6 He answered and said unto them, Well hath Esaias prophesied of you hypocrites, as it is written, This people honoureth me with their lips, but their heart is far from me. Fa Jesosy nanao taminy hoe: Marina ny naminanian' Isaia anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasoratra hoe: Ity firenena ity manaja Ahy amin' ny molony, Fa ny fony kosa lavitra Ahy. Ary hoy ny navaliny azy ireo: Marina tokoa ny naminanian' Izaia anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasoratra hoe: Ity firenena ity manaja ahy amin' ny molony, fa manalavitra ahy ny fony; Il leur dit : " Isaïe a bien prophétisé de vous, hypocrites, ainsi qu' il est écrit : Ce peuple m' honore des lèvres ; mais leur coeur est loin de moi.