<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Mark |
[Baiboly 1865] Marka |
[Baiboly Katolika] Marka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Marc |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Mar / Mk 9:1 | And he said unto them, Verily I say unto you, That there be some of them that stand here, which shall not taste of death, till they have seen the kingdom of |
Ary hoy Izy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Misy ny sasany eto izay tsy mba hanandrana fahafatesana mandra-pahitany ny fanjakan' Andriamanitra tonga amin' ny hery. | Henemana taorian' izany dia nalain' i Jeso Piera sy Jakoba ary Joany ka nentiny nitokana tany an-tampon' ny tendrombohitra avo anankiray, dia niova tarehy teo anatrehany izy. | Et il leur disait : " En vérité je vous le dis, il en est d' ici présents qui ne goûteront pas la mort avant d' avoir vu le Royaume de |