<-
->

Lio / Lk 11:1 And it came to pass, that, as he was praying in a certain place, when he ceased, one of his disciples said unto him, Lord, teach us to pray, as John also taught his disciples. Ary Jesosy nivavaka tao amin' ny fitoerana iray, ka rehefa nitsahatra Izy, dia hoy ny mpianany anankiray taminy: Tompoko, mampianara anay hivavaka, tahaka ny nampianaran' i Jaona ny mpianany. Indray andro nivavaka tao amin' ny fitoerana anankiray Jeso, ka nony nitsahatra izy dia hoy ny mpianany anankiray taminy: Mba ampianaro hivavaka izahay, Tompoko, tahaka ny nampianaran' i Joany ny mpianany. Et il advint, comme il était quelque part à prier, quand il eut cessé, qu' un de ses disciples lui dit : " Seigneur, apprends-nous à prier, comme Jean l' a appris à ses disciples. "